"...mandra-pahatongantsika rehetra ho amin'ny firaisan'ny finoana sy ny fahalalana tsara ny Zanak'Andriamanitra, ka ho lehilahy lehibe, mahatratra ny ohatry ny halehiben'ny fahafenoan'i Kristy ; mba tsy ho zaza intsony isika, ka ahilangilana sy ampitambolimbolenin'ny rivotry ny fampianarana samy hafa rehetra amin'ny saim-petsy ataon'ny olona sy ny fihendreny hahatanteraka ny hevitry ny famitahana; fa mba hanaraka ny marina amin'ny fitiavana ka hitombo amin'ny zavatra rehetra ho amin'Izay Loha, dia Kristy." Efesiana 4 : 13-15

janvier 2012
dilumamejevesa
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
293031

(21/01/2012) TORITENY VIDEO : Ny faharetana amin'ny fivavahana (VAOVAO)

(11/12/2011) TORITENY VIDEO : Ny mpanompon'Andriamanitra sy ny zanak'Andriamanitra.

(22/11/2011) TORITENY VIDEO : Hevero ny lalanareo.

(18/11/2011) Safidy (Audio)

(01/11/2011) TORITENY VIDEO : Ny tanjona kendrena eo amin'ny fivavahana.

(27/10/2011) Ny fiadanan'i Kristy 

.. tohiny
 
Ny faharetana eo amin'ny fivavahana Envoyer

 

 
Safidy (Audio) PDF Imprimer Envoyer

telecharger

 
Ny fiadanan'i Kristy PDF Imprimer Envoyer

telecharger

 

Jaona 14. 27 : « Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo; tsy tahaka ny fanomen’izao tontolo izao no fanomeko anareo. Aza malahelo na matahotra ny fonareo. »

Kolosiana 3.15 : « Ary aoka hanapaka ao am-ponareo ny fiadanan'i Kristy, fa ho amin'izany no niantsoana anareo ho tena iray; ary aoka ho feno fisaorana ianareo. »

 Ny fiadanana no tena harena sarobidy amin’ny fivavahana kristianina. Tsy zavatra ety ivelany fa ao anaty. Tsy mitovy amin'ny omen’izao tontolo izao tahaka ny fiarovana isankarazany.

Ohatra : Raha nandeha niampita ny farihy Jesosy sy ny mpianatra ; ny maha-samihafa azy ireo dia :

- Jesosy natory. Milamina eo anatrehany zavatra mitranga. Io harena io dia ny fiadanana izay tsy tahaka ny fanomen’izao tontolo izao, izay misy zavatra mikorontana maro sy mampitebiteby.

- Ny mpianatra : very hevitra, very fanantenana, mikorontan-tsaina...

 

.. tohiny
 
<< Début < Précédent 1 2 3 Suivant > Fin >>

Page 1 sur 3

Handray mana isan'andro.